Luke 4:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary eny an-tanany no hitondran’ireo Anao, fandrao ho tafintohina amin’ny vato ny tongotrao» (Sal 91.11, 12).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary hitondra Anao eo an-tanany izy ireo fandrao tafintohina amin’ny vato ny tongotrao.› »
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary izao koa: «Ny anjely hitondra Anao eny an-tanany mba tsy ho tafintohim-bato ny tongotrao.»
Malagasy Bible 1865
Ary eny an-tànany no hitondran'ireo Anao, Fandrao ho tafintohina amin'ny vato ny tongotrao (Sal. 91. 11, 12).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary eny an-tanany no hitondran’ireo Anao, fandrao ho tafintohina amin’ny vato ny tongotrao» (Sal 91.11, 12).
malagasy
Ary eny an-tànany no hitondran'ireo Anao, Fandrao ho tafintohina amin'ny vato ny tongotrao (Sal. 91. 11, 12).