Luke 4:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Jesosy namaly azy hoe: Voalaza hoe: «Aza maka fanahy NY TOMPO Andriamanitrao» (Deo 6.16).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa namaly i Jesoa ka nanao taminy hoe: «Efa voasoratra hoe: ‹Tsy haka fanahy ny Tompo Andriamanitrao ianao.› »
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa novalian’i Jesoa hoe: –Izao no voalazan’ny Soratra Masina: «Aza maka fanahy ny Tompo Andriamanitrao.»
Malagasy Bible 1865
Fa Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Voalaza hoe: Aza maka fanahy an'i Jehovah Andriamanitrao (Deo. 6. 16).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Jesosy namaly azy hoe: Voalaza hoe: «Aza maka fanahy NY TOMPO Andriamanitrao» (Deo 6.16).
malagasy
Fa Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Voalaza hoe: Aza maka fanahy an'i Jehovah Andriamanitrao (Deo. 6. 16).