Luke 4:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nampianatra teny amin’ny sinagogan’ny olona koa Izy ka nankalazain’izy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nampianatra tao amin’ny sinagogan’izy ireo izy, ka nankalazain’izy rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nampianatra tany amin’ny sinagôga Izy sady nomen’ny olona rehetra voninahitra.
Malagasy Bible 1865
Ary Izy nampianatra teny amin'ny synagogan'ny olona ka nankalazain'izy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nampianatra teny amin’ny sinagogan’ny olona koa Izy ka nankalazain’izy rehetra.
malagasy
Ary Izy nampianatra teny amin'ny synagogan'ny olona ka nankalazain'izy rehetra.