Luke 4:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tonga tao Nazareta, izay nahabe Azy, Izy; ary araka ny fanaony dia niditra tao amin’ny sinagoga Izy tamin’ny andro Sabata ka nitsangana hamaky teny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tonga tany Nazareta tanàna nahabe Azy Izy, dia niditra tao amin’ny sinagoga araka ny fanaony tamin’ny andro sabata, ary nitsangana hanao ny famakian-teny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandeha tany Nazareta tanàna nahabe Azy i Jesoa ary tamin’ny andro sabata dia niditra tao amin’ny sinagôga araka ny fanaony. Nitsangana Izy hamaky ny Soratra Masina
Malagasy Bible 1865
Dia tonga tao Nazareta, izay nahabe Azy Izy; ary araka ny fanaony dia niditra tao amin'ny synagoga tamin'ny andro Sabata Izy ka nitsangana hamaky teny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tonga tao Nazareta, izay nahabe Azy, Izy; ary araka ny fanaony dia niditra tao amin’ny sinagoga* Izy tamin’ny andro Sabata* ka nitsangana hamaky teny.
malagasy
Dia tonga tao Nazareta, izay nahabe Azy Izy; ary araka ny fanaony dia niditra tao amin'ny synagoga tamin'ny andro Sabata Izy ka nitsangana hamaky teny.