Luke 4:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia natolotra Azy ny bokin’Isaia mpaminany; ary nony namelatra ny boky Izy dia nahita ny teny voasoratra hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Natolotra Azy ny bokin’i Izaia mpaminany, ka nony novelariny dia hitany ny teny voasoratra hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka natolotra Azy ny bokin’i Isaià mpaminany. Novelariny ilay boky ary izao no andinin-tsoratra hitany:
Malagasy Bible 1865
Dia natolotra Azy ny bokin'Isaia mpaminany; ary nony namelatra ny boky Izy, dia nahita ny teny voasoratra hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia natolotra Azy ny bokin’Isaia mpaminany; ary nony namelatra ny boky Izy dia nahita ny teny voasoratra hoe:
malagasy
Dia natolotra Azy ny bokin'Isaia mpaminany; ary nony namelatra ny boky Izy, dia nahita ny teny voasoratra hoe: