Luke 4:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka nalain’ny devoly fanahy. Tsy nihinana na inona na inona akory Izy nandritra izany andro izany, koa rehefa tapitra izany dia noana Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sady nalain’ny devoly fanahy Izy, no tsy nihinana na inona na inona nandritra izany andro izany; ka noana nony tapitra izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
efapolo andro sady nalain’ny devoly fanahy, ary tsy nikasika hanina nandritra izany andro izany ka noana tamin’ny farany.
Malagasy Bible 1865
ka nalain'ny devoly fanahy. Ary tsy nihinan-kanina akory Izy tamin'izany andro izany, ka rehefa tapitra izany, dia noana Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka nalain’ny devoly* fanahy. Tsy nihinana na inona na inona akory Izy nandritra izany andro izany, koa rehefa tapitra izany dia noana Izy.
malagasy
ka nalain'ny devoly fanahy. Ary tsy nihinan-kanina akory Izy tamin'izany andro izany, ka rehefa tapitra izany, dia noana Izy.