Luke 4:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nahorony ny boky ka naveriny tamin’ny mpanao raharaha dia nipetraka Izy. Ary nandinika Azy ny mason’izay rehetra tao amin’ny sinagoga.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nahorony ny boky dia naveriny tamin’ny mpitandrina ka nipetraka Izy; ary nifantoka tany aminy avokoa ny mason’izy rehetra tao amin’ny sinagoga.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa nahorony ilay boky ka naveriny tamin’ny mpandraharaha, dia nipetraka i Jesoa. Nifantoka teny aminy avokoa ny mason’izay rehetra tao amin’ny sinagôga.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nahorony ny boky ka naveriny tamin'ny mpanao raharaha, dia nipetraka Izy. Ary nandinika Azy ny mason'izay rehetra teo amin'ny synagoga.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nahorony ny boky ka naveriny tamin’ny mpanao raharaha dia nipetraka Izy. Ary nandinika Azy ny mason’izay rehetra tao amin’ny sinagoga.
malagasy
Ary rehefa nahorony ny boky ka naveriny tamin'ny mpanao raharaha, dia nipetraka Izy. Ary nandinika Azy ny mason'izay rehetra teo amin'ny synagoga.