Luke 4:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izy rehetra dia niaiky Azy sady talanjona noho ny tenim-pahasoavana naloaky ny vavany, koa hoy izy: Tsy Zanak’i Josefa va Ity?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nankalaza Azy izy rehetra, sady talanjona noho ny tenim-pahasoavana naloaky ny vavany, ka hoy izy ireo: «Tsy ny zanak’i Josefa va ity?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary samy vavolombelona niaiky Azy daholo ny olona sady gaga noho ny teny soa naloaky ny vavany, ka hoy izy rehetra hoe: –Tsy zanak’i Jôsefa ve ity?
Malagasy Bible 1865
Ary izy rehetra nankalaza Azy sady talanjona noho ny tenin'ny fahasoavana naloaky ny vavany, ka hoy izy: Tsy Zanak'i Josefa va Ity?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izy rehetra dia niaiky Azy sady talanjona noho ny tenim-pahasoavana naloaky ny vavany, koa hoy izy: Tsy Zanak’i Josefa va Ity?
malagasy
Ary izy rehetra nankalaza Azy sady talanjona noho ny tenin'ny fahasoavana naloaky ny vavany, ka hoy izy: Tsy Zanak'i Josefa va Ity?