Luke 4:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy kosa Jesosy taminy: Hataonareo Amiko tokoa izao ohabolana izao hoe: Ry mpitsabo, sitrano ny tenanao! Izay renay fa nataonao tao Kapernaomy dia mba ataovy eto amin’ny taninao koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy kosa i Jesoa taminy: «Marina raha tsy ataonareo amiko ilay ohabolana hoe: ‹Dokotera, sitrano aloha ny tenanao? Ny zava-mahagaga renay nataonao tany Kafarnaoma mba ataovy eto amin’ny tany nahabe Anao koa.› »
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa i Jesoa kosa nanao taminy hoe: –Ampiharinareo amiko tokoa ilay ohabolana hoe: «Dokotera, sitrano aloha ny tenanao», satria hoy ianareo tamiko: «Izay rehetra renay fa nataonao tany Kafarnahòma, mba ataovy eto an-tanindrazanao koa!»
Malagasy Bible 1865
Ary hoy kosa Jesosy taminy: Hataonareo amiko tokoa izao ohabolana izao hoe: Mpanao fanafody, sitrano ny tenanao: izay renay fa nataonao tao Kapernaomy dia mba ataovy eto amin'ny taninao koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy kosa Jesosy taminy: Hataonareo Amiko tokoa izao ohabolana izao hoe: Ry mpitsabo, sitrano ny tenanao! Izay renay fa nataonao tao Kapernaomy dia mba ataovy eto amin’ny taninao koa.
malagasy
Ary hoy kosa Jesosy taminy: Hataonareo amiko tokoa izao ohabolana izao hoe: Mpanao fanafody, sitrano ny tenanao: izay renay fa nataonao tao Kapernaomy dia mba ataovy eto amin'ny taninao koa.