Luke 4:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy koa Izy: Lazaiko aminareo marina tokoa: Tsy misy mpaminany izay ankasitrahana ao amin’ny taniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia notohiziny hoe: «Lazaiko marina aminareo fa tsy misy mpaminany hajaina amin’ny tany nahabe azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary niteny indray i Jesoa hoe: –Lazaiko marina aminareo fa tsy misy mpaminany to teny eo amin’ny tanàna nahabe azy.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy koa Izy: Lazaiko aminareo marina tokoa: Tsy misy mpaminany izay ankasitrahana ao amin'ny taniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy koa Izy: Lazaiko aminareo marina tokoa: Tsy misy mpaminany izay ankasitrahana ao amin’ny taniny.
malagasy
Ary hoy koa Izy: Lazaiko aminareo marina tokoa: Tsy misy mpaminany izay ankasitrahana ao amin'ny taniny.