Luke 4:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nefa tsy mba nirahina na dia ho any amin’ny iray tamin’ireo aza i Elia, afa-tsy tany Zarefata, any amin’ny tanin’i Sidona ho any amin’ny vehivavy mpitondratena iray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nefa tamin’izy ireo tsy nisy nanirahana an’i Elia na dia anankiray aza, fa tamin’ilay vehivavy mpitondratena tany Sareptà any amin’ny tany Sidona ihany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
kanefa tsy nisy nanirahan’Andriamanitra an’i Elià na dia iray aza, fa ilay mpitondratena tany Sarefàta ao amin’ny faritr’i Sidôna ihany.
Malagasy Bible 1865
nefa tsy mba nirahina ho any amin'ny anankiray tamin'ireo Elia, fa ho any Zarefata any amin'ny tany Sidona ihany, dia ho any amin'izay vehivavy mpitondratena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nefa tsy mba nirahina na dia ho any amin’ny iray tamin’ireo aza i Elia, afa-tsy tany Zarefata, any amin’ny tanin’i Sidona ho any amin’ny vehivavy mpitondratena iray.
malagasy
nefa tsy mba nirahina ho any amin'ny anankiray tamin'ireo Elia, fa ho any Zarefata any amin'ny tany Sidona ihany, dia ho any amin'izay vehivavy mpitondratena.