Luke 4:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary maro no boka teo amin’ny Israely tamin’ny andron’i Elisa mpaminany, nefa tsy mba nisy nodiovina na dia iray akory aza, afa-tsy i Namàna Siriana ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary be koa no boka tao amin’i Israely tamin’ny andron’i Elisea mpaminany, nefa tsy nisy sitrana na iray aza, fa i Naamàna Sirianina ihany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Marobe koa ny marary hoditra teo amin’i Israely faha-Elisà mpaminany; kanefa tsy nisy nodioviny na dia iray aza, fa i Nahamàna Sirianina ihany.
Malagasy Bible 1865
Ary maro no boka teo amin'ny Isiraely tamin'ny andron'i Elisa mpaminany, nefa tsy mba nisy nodiovina na dia iray akory aza fa Namàna Syriana ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary maro no boka teo amin’ny Israely tamin’ny andron’i Elisa mpaminany, nefa tsy mba nisy nodiovina na dia iray akory aza, afa-tsy i Namàna Siriana ihany.
malagasy
Ary maro no boka teo amin'ny Isiraely tamin'ny andron'i Elisa mpaminany, nefa tsy mba nisy nodiovina na dia iray akory aza fa Namàna Syriana ihany.