Luke 4:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary feno hatezerana izay rehetra teo amin’ny sinagoga, raha nandre izany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia tezitra mafy izay rehetra tao amin’ny sinagoga raha nandre izany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisafoaka daholo ny olona teo amin’ny sinagôga nony nandre izany,
Malagasy Bible 1865
Dia tezitra loatra izay rehetra teo amin'ny synagoga, raha nandre izany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary feno hatezerana izay rehetra teo amin’ny sinagoga, raha nandre izany,
malagasy
Dia tezitra loatra izay rehetra teo amin'ny synagoga, raha nandre izany,