Luke 4:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia nitsangana izy ireo ka nandroaka Azy ho any ivelan’ny tanàna ary nitondra Azy ho any an-tampon’ny havoana niorenan’ny tanàna mba hazerany amin’ny hantsana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka tafatsangana nandroaka Azy hiala ao an-tanàna, sady nitondra Azy tany an-tampon’ny tendrombohitra iorenan’ny tanànany mba hazerany any an-tevana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka niara-nitsangana nandroaka an’i Jesoa tany ivelan’ny tanàna sy nitondra Azy tany an-tampon’ilay havoana iorenan’ny tanàna mba hamarina Azy any an-tevana.
Malagasy Bible 1865
ka nitsangana izy, dia nandroaka Azy hiala ao an-tanàna ary nitondra Azy ho any an-tampon'ny havoana niorenan'ny tanàna, mba hazerany amin'ny hantsana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia nitsangana izy ireo ka nandroaka Azy ho any ivelan’ny tanàna ary nitondra Azy ho any an-tampon’ny havoana niorenan’ny tanàna mba hazerany amin’ny hantsana.
malagasy
ka nitsangana izy, dia nandroaka Azy hiala ao an-tanàna ary nitondra Azy ho any an-tampon'ny havoana niorenan'ny tanàna, mba hazerany amin'ny hantsana.