Luke 4:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy ny devoly Taminy: Raha Zanak’Andriamanitra Ianao, teneno io vato io mba ho tonga mofo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ny devoly taminy: «Raha Zanak’Andriamanitra Ianao, asaovy tonga mofo io vato io.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny devoly taminy: –Raha Zanak’Andriamanitra tokoa Ianao, teneno io vato io hanjary mofo.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny devoly taminy: raha Zanak'Andriamanitra Hianao, teneno io vato io mba ho tonga mofo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy ny devoly Taminy: Raha Zanak’Andriamanitra Ianao, teneno io vato io mba ho tonga mofo.
malagasy
Ary hoy ny devoly taminy: raha Zanak'Andriamanitra Hianao, teneno io vato io mba ho tonga mofo.