Luke 4:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nidina tany Kapernaomy, tanàna any Galilia, Jesosy ka nampianatra ny olona tamin’ny Sabata.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nidina tany Kafarnaoma tanànan’i Galilea Izy, ka nampianatra ny olona tamin’ny sabata,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nidina tany Kafarnahòma tanàna any Galilea i Jesoa ka nampianatra ny olona isaky ny sabata.
Malagasy Bible 1865
Ary nidina tany Kapernaomy, tanàna any Galilia, Jesosy ka nampianatra ny olona tamin'ny Sabata.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nidina tany Kapernaomy, tanàna any Galilia, Jesosy ka nampianatra ny olona tamin’ny Sabata*.
malagasy
Ary nidina tany Kapernaomy, tanàna any Galilia, Jesosy ka nampianatra ny olona tamin'ny Sabata.