Luke 4:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy olona nanana fanahin’ny demonia maloto tao amin’ny sinagoga, izay niantso tamin’ny feo mahery hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tao amin’ny sinagoga dia nisy lehilahy azon’ny demony maloto, ka niantso mafy
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary tao amin’ny sinagôga dia nisy lehilahy azon’ny fanahin- demony maloto, ka niantsoantso tamin’ny feo mahery hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary nisy olona tao amin'ny synagoga, izay nanana ny fanahin'ny demonia maloto, dia niantso tamin'ny feo mahery izy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy olona nanana fanahin’ny demonia* maloto tao amin’ny sinagoga*, izay niantso tamin’ny feo mahery hoe:
malagasy
Ary nisy olona tao amin'ny synagoga, izay nanana ny fanahin'ny demonia maloto, dia niantso tamin'ny feo mahery izy