Luke 4:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa niteny mafy azy Jesosy hoe: Mangìna ianao ka mialà aminy. Ary nony nampianjera azy teo afovoan’ny olona ny demonia dia niala taminy nefa tsy nandratra azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa notenenin’i Jesoa mafy izy nataony hoe: «Mangina, ary mialà amin’io lehilahy io.» Dia nandavo azy tamin’ny tany teo afovoan’ny olona teo ny demony vao nivoaka niala taminy, nefa tsy nandratra azy akory.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Notenenin’i Jesoa mafy kosa ilay fanahy maloto ka nataony hoe: –Mangina, ary mialà amin-dralehilahy io! Dia nandavo an-dralehilahy tamin’ny tany teo afovoan’ny vahoaka ny demony vao niala taminy, nefa tsy nandratra azy.
Malagasy Bible 1865
Fa Jesosy niteny mafy azy ka nanao hoe: Mangina ianao, ka mivoaha aminy. Ary ny demonia, nony namotraka azy teo afovoan'ny olona, dia nivoaka taminy, nefa tsy naharatra azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa niteny mafy azy Jesosy hoe: Mangìna ianao ka mialà aminy. Ary nony nampianjera azy teo afovoan’ny olona ny demonia dia niala taminy nefa tsy nandratra azy.
malagasy
Fa Jesosy niteny mafy azy ka nanao hoe: Mangina ianao, ka mivoaha aminy. Ary ny demonia, nony namotraka azy teo afovoan'ny olona, dia nivoaka taminy, nefa tsy naharatra azy.