Luke 4:39 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niondrika teo aminy Izy ka noteneniny mafy ny tazo dia niala tamin-dRavehivavy izany; ary nitsangana niaraka tamin’izay izy ka nanompo azy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niondrika teo amin’ny marary Izy nandidy ny tazo, dia niala ny tazo, ka nitsangana niaraka tamin’izay ravehivavy ary nampihinana azy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niondrika teo amin-dravehivavy i Jesoa; ary notenenin’i Jesoa mafy ny tazo, ka niala taminy. Dia nitsangana teo no ho eo ihany ravehivavy nandroso sakafo ho an’ireo vahiny.
Malagasy Bible 1865
Dia nitsangana teo akaikiny Izy, ka noteneniny mafy ny tazo, dia niala tamin-dravehivavy izany; ary nitsangana niaraka tamin'izay izy ka nanompo azy ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niondrika teo aminy Izy ka noteneniny mafy ny tazo dia niala tamin-dRavehivavy izany; ary nitsangana niaraka tamin’izay izy ka nanompo azy ireo.
malagasy
Dia nitsangana teo akaikiny Izy, ka noteneniny mafy ny tazo, dia niala tamin-dravehivavy izany; ary nitsangana niaraka tamin'izay izy ka nanompo azy ireo.