Luke 4:43 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa hoy Izy taminy: Tsy maintsy mitory ny teny soa mahafaly ny amin’ny fanjakan’Andriamanitra any amin’ny tanàna hafa koa Aho, satria izany no nanirahana Ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa hoy Izy taminy: «Tsy maintsy mitory ny fanjakan’Andriamanitra amin’ny tanàna maro hafa koa Aho, fa izany no nanirahana Ahy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Jesoa taminy: –Tsy maintsy anambaràko ny Vaovao Mahafaly momba ny Fanjakàn’Andriamanitra koa ny tanàna hafa, satria izany no nanirahan’Andriamanitra Ahy.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Izy taminy: Tsy maintsy mitory ny teny soa mahafaly ny amin'ny fanjakan'Andriamanitra any amin'ny tanàna hafa koa Aho, satria izany no nanirahana Ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa hoy Izy taminy: Tsy maintsy mitory ny teny soa mahafaly ny amin’ny fanjakan’Andriamanitra any amin’ny tanàna hafa koa Aho, satria izany no nanirahana Ahy.
malagasy
Fa hoy Izy taminy: Tsy maintsy mitory ny teny soa mahafaly ny amin'ny fanjakan'Andriamanitra any amin'ny tanàna hafa koa Aho, satria izany no nanirahana Ahy.Ary Izy nitori-teny tao amin'ny synagoga eran'i Galilia.