Luke 4:44 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nitoriteny tany amin’ny sinagoga manerana an’i Galilia Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nitory teny tao amin’ny sinagogan’i Galilea manontolo Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nitoriteny tao amin’ny sinagôga eran’i Jodea Izy.
Malagasy Bible 1865
Ary Izy nitori-teny tao amin'ny synagoga eran'i Galilia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nitoriteny tany amin’ny sinagoga* manerana an’i Galilia Izy.
malagasy
Ary Izy nitori-teny tao amin'ny synagoga eran'i Galilia.