Luke 4:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ny devoly Taminy: Homeko Anao izao fahefana rehetra izao mbamin’ny voninahiny, fa efa natolotra ahy izany ka izay tiako no omeko azy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary hoy izy taminy: «Homeko Anao avokoa izao fanapahana rehetra izao sy ny voninahiny, satria nomena ahy ka mba omeko izay tiako kosa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sady nataony hoe: –Homeko Anao daholo ny hery amam-boninahitr’ireo fanjakana ireo, fa efa natolotra ahy ka omeko an’izay tiako homena azy.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy ny devoly taminy: Homeko Anao izao fanapahana rehetra izao mbamin'ny voninahiny, fa efa natolotra ahy izany, ka izay tiako no homeko azy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ny devoly Taminy: Homeko Anao izao fahefana rehetra izao mbamin’ny voninahiny, fa efa natolotra ahy izany ka izay tiako no omeko azy;
malagasy
Dia hoy ny devoly taminy: Homeko Anao izao fanapahana rehetra izao mbamin'ny voninahiny, fa efa natolotra ahy izany, ka izay tiako no homeko azy;