Luke 4:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nitondra Azy nankany Jerosalema izy dia nampitoetra Azy teo an-tampon’ny tempoly ka niteny Taminy hoe: Raha Zanak’Andriamanitra Ianao, mivarìna avy eto mankany ambany any;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nentiny tany Jerosalema indray Izy, ka napetrany teo an-tampon’ny Tempoly, ary nilazany hoe: «Raha Zanak’Andriamanitra Ianao, mianjerà any ambany any;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nentin’ny devoly tany Jerosalema i Jesoa ka najorony teo an-tendron’ny zoron’ny tempoly sady nataony hoe: –Raha Zanak’Andriamanitra tokoa Ianao, mianjerà avy eto ho any ambany any;
Malagasy Bible 1865
Ary nitondra Azy nankany Jerosalema izy, dia nampitoetra Azy teo an-tampon'ny tempoly ka nanao taminy hoe: Raha Zanak'Andriamanitra Hianao, mivarina any ambany any;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nitondra Azy nankany Jerosalema izy dia nampitoetra Azy teo an-tampon’ny tempoly ka niteny Taminy hoe: Raha Zanak’Andriamanitra Ianao, mivarìna avy eto mankany ambany any;
malagasy
Ary nitondra Azy nankany Jerosalema izy, dia nampitoetra Azy teo an-tampon'ny tempoly ka nanao taminy hoe: Raha Zanak'Andriamanitra Hianao, mivarina any ambany any;