Luke 5:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa satria nifanizina Taminy ny vahoaka mba hihaino ny tenin’Andriamanitra dia nijanona teo amoron’ny farihin’i Genesareta Jesosy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary indray andro raha nijoro teo amoron’ny farihin’i Genezareta Izy, dia nifanesika taminy ny vahoaka mba hihaino ny tenin’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indray andro i Jesoa, raha ilay nijanona teo amoron’ny farihin’i Genesareta iny, dia nitangoronan’ny vahoaka te hihaino ny tenin’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary raha nifanizina taminy ny vahoaka mba hihaino ny tenin'Andriamanitra, dia nijanona teo amoron'ny Farihin'i Genesareta Jesosy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa satria nifanizina Taminy ny vahoaka mba hihaino ny tenin’Andriamanitra dia nijanona teo amoron’ny farihin’i Genesareta Jesosy;
malagasy
Ary raha nifanizina taminy ny vahoaka mba hihaino ny tenin'Andriamanitra, dia nijanona teo amoron'ny Farihin'i Genesareta Jesosy;