Luke 5:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary toy izany koa i Jakoba sy i Jaona, zanak’i Zebedio, izay niombon-draharaha tamin’i Simona. Dia hoy Jesosy tamin’i Simona: Aza matahotra; hatramin’izao ankehitriny izao dia olombelona kosa no ho azonao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary toy izany koa i Jakôba sy i Joany zanak’i Zebede izay iray raharaha tamin’i Simôna. Dia hoy i Jesoa tamin’i Simôna: «Aza matahotra, fa hatramin’izao dia hanarato olona ianao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toa izany koa ry i Jakôba sy i Jôhany zanakalahin’i Zebedeo izay niombona asa tamin’i Simôna. Ary hoy i Jesoa tamin’i Simôna: –Aoka izay ny tahotra; manomboka izao dia olona kosa no halainao!
Malagasy Bible 1865
Ary toy izany koa Jakoba sy Jaona, zanak'i Zebedio, izay niombon-draharaha tamin'i Simona. Dia hoy Jesosy tamin'i Simona: Aza matahotra; hatramin'izao ankehitriny izao dia olona kosa no ho azonao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Ary toy izany koa Jakoba sy Jaona, zanak'i Zebedio, izay niombon-draharaha tamin'i Simona. Dia hoy Jesosy tamin'i Simona: Aza matahotra; hatramin'izao ankehitriny izao dia olona kosa no ho azonao.