Luke 5:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa nampiantsona ny sambokeliny teo an-tanety izy ireo dia nahafoy ny zavatra rehetra ka nanaraka an’i Jesosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nampiantsona ny sambo kely tamin’ny tany niaraka tamin’izay izy ireo, ka namoy ny zavatra rehetra ary nanaraka Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary rehefa nampiantsona ny sambokely teo an-tanety i Simôna sy ny namany, dia nandao ny zavatra rehetra ka lasa niaraka tamin’i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nampiantsona ny sambokeliny teo an-tanety izy, dia nahafoy ny zavatra rehetra ka nanaraka an'i Jesosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa nampiantsona ny sambokeliny teo an-tanety izy ireo dia nahafoy ny zavatra rehetra ka nanaraka an’i Jesosy.
malagasy
Ary rehefa nampiantsona ny sambokeliny teo an-tanety izy, dia nahafoy ny zavatra rehetra ka nanaraka an'i Jesosy.