Luke 5:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha tao an-tanàna iray Jesosy, indro, nisy lehilahy heniky ny habokana. Nony nahita Azy io dia niankohoka ka nitaraina taminy hoe: Tompoko, raha mety Ianao, dia afaka manadio ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha tao amin’ny tanàna anankiray Izy, dia indro nisy lehilahy rakotry ny habokana nahita Azy, niankohoka nitaraina taminy nanao hoe: «Tompoko, raha mety Ianao, mahay manadio ahy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indray andro, raha tao amin’ny tanàna anankiray i Jesoa, dia indro nisy lehilahy voan’ny aretin-koditra ny tenany manontolo. Nahatazana an’i Jesoa ralehilahy ka niankohoka teo anatrehany sy nitalaho taminy hoe: –Tompo ô, raha sitrakao, dia hainao diovina aho!
Malagasy Bible 1865
Ary raha tao an-tanàna anankiray Jesosy, indro, nisy lehilahy heniky ny habokana: ary nony nahita Azy io, dia niankohoka ka nitaraina taminy hoe: Tompoko, raha mety Hianao, dia mahay manadio ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha tao an-tanàna iray Jesosy, indro, nisy lehilahy heniky ny habokana. Nony nahita Azy io dia niankohoka ka nitaraina taminy hoe: Tompoko, raha mety Ianao, dia afaka manadio ahy.
malagasy
Ary raha tao an-tanàna anankiray Jesosy, indro, nisy lehilahy heniky ny habokana: ary nony nahita Azy io, dia niankohoka ka nitaraina taminy hoe: Tompoko, raha mety Hianao, dia mahay manadio ahy.