Luke 5:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanatsotra ny tanany Jesosy dia nikasika azy ka niteny hoe: Mety Aho; madiova ianao. Ary niala taminy niaraka tamin’izay ny habokany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia naninjitra ny tanany Izy nanendry azy, sy nanao hoe: «Mety Aho, madiova ianao,» ka afaka niaraka tamin’izay ny habokany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanatsotra tanana i Jesoa dia nikasika azy sady niteny hoe: –Eny, sitrako izany, madiova ianao! Avy hatrany dia nialàn’ny aretin-koditra nahazo azy ralehilahy,
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy naninjitra ny tanany, dia nanendry azy ka nanao hoe: Mety Aho; madiova ianao. ry ny habokany niala taminy niaraka tamin'izay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanatsotra ny tanany Jesosy dia nikasika azy ka niteny hoe: Mety Aho; madiova ianao. Ary niala taminy niaraka tamin’izay ny habokany.
malagasy
Ary Jesosy naninjitra ny tanany, dia nanendry azy ka nanao hoe: Mety Aho; madiova ianao. ry ny habokany niala taminy niaraka tamin'izay.