Luke 5:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandrara azy Jesosy tsy hilaza amin’olona na dia iray akory aza; fa mandehana, hoy Izy, misehoa amin’ny mpisorona, ka manaova fanatitra noho ny fanadiovana anao, araka ny nandidian’i Mosesy, ho vavolombelona amin’ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noraran’i Jesoa tsy hilaza izany na amin’iza na amin’iza izy; «fa mandehana misehoa amin’ny mpisorona, hoy Izy, ary manatera ny fanatitra noho ny fahasitrananao, araka ny voadidin’i Môizy, mba ho vavolombelona amin’ny olona.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
kanefa noraran’i Jesoa tsy hilazalaza na amin’iza na amin’iza sady nataony hoe: –Mandehana miseho amin’ny mpisorona ary ento ny fanatitra voalazan’i Mosesy, mba ho vavolombelona amin’ny olona fa madio ianao.
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy nandrara azy tsy hilaza amin'olona na dia iray akory aza; fa mandehana, hoy Izy, misehoa amin'ny mpisorona, ka manatera ny fanadiovana anao araka ny nandidian'i Mosesy, ho vavolombelona amin'ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandrara azy Jesosy tsy hilaza amin’olona na dia iray akory aza; fa mandehana, hoy Izy, misehoa amin’ny mpisorona, ka manaova fanatitra noho ny fanadiovana anao, araka ny nandidian’i Mosesy, ho vavolombelona amin’ireo.
malagasy