Luke 5:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa vao mainka niely bebe kokoa ny lazany, dia niangona ny vahoaka betsaka hihaino Azy sy mba ho sitranina tamin’ny aretiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa mainka niely ny lazany, ka nirohotra be dia be ny vahoaka mba hihaino Azy sy mba hositraniny amin’ny aretiny;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanjo vao mainka niely ny lazany ka vahoaka marobe no nirohotra hihaino Azy sy hositraniny amin’ny aretiny.
Malagasy Bible 1865
Fa mainka niely bebe kokoa ny lazany, dia niangona ny vahoaka betsaka hihaino Azy sy hositranina tamin'ny aretiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa vao mainka niely bebe kokoa ny lazany, dia niangona ny vahoaka betsaka hihaino Azy sy mba ho sitranina tamin’ny aretiny.
malagasy
Fa mainka niely bebe kokoa ny lazany, dia niangona ny vahoaka betsaka hihaino Azy sy hositranina tamin'ny aretiny.