Luke 5:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niala nankany an-tany efitra Izy ka nivavaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy kosa anefa amin’izany dia nihataka nankany an’efitra ka nivavaka tao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Jesoa kosa amin’izany lasa mihataka any amin’ny toerana mangina ka mivavaka any.
Malagasy Bible 1865
Ary niala teo Izy, dia nitoetra tany an-efitra ka nivavaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niala nankany an-tany efitra Izy ka nivavaka.
malagasy
Ary niala teo Izy, dia nitoetra tany an-efitra ka nivavaka.