Luke 5:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, nisy nitondra lehilahy iray izay malemy, tamin’ny fandriana, ka nitady izay hampidirany sy hametrahany azy teo anatrehany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia indro nisy olona nitondra lehilahy malemy anankiray tamin’ny fandriany ka nitady hampiditra sy hametraka azy teo anatrehany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia indreo nisy lehilahy nilanja malemy anankiray tamin’ny fandriana ka nitady hampiditra azy ao an-trano sy hametraka azy eo anoloan’i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Ary, indro, nisy nitondra lehilahy tamin'ny fandriana, izay mararin'ny paralysisa, ka nitady izay hampidirany sy hametrahany azy teo anatrehany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, nisy nitondra lehilahy iray izay malemy, tamin’ny fandriana, ka nitady izay hampidirany sy hametrahany azy teo anatrehany.
malagasy
Ary, indro, nisy nitondra lehilahy tamin'ny fandriana, izay mararin'ny paralysisa, ka nitady izay hampidirany sy hametrahany azy teo anatrehany.