Luke 5:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary nahita sambokely roa nijanona teo an-tsisin’ny farihy Izy; fa ny mpanarato dia efa niala taminy ka nanasa ny haratony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nahita sambo kely roa niantsona teo amoron-drano Izy (fa niala hanasa ny haratony ny mpanarato),
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hitany fa nisy sambokely roa niantsona teo amoron-drano fa nidina nanasa harato ny mpanarato.
Malagasy Bible 1865
ary nahita sambokely roa nijanona teo an-tsisin'ny farihy Izy; fa ny mpanarato efa niala taminy ka nanasa ny haratony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary nahita sambokely roa nijanona teo an-tsisin’ny farihy Izy; fa ny mpanarato dia efa niala taminy ka nanasa ny haratony.
malagasy
ary nahita sambokely roa nijanona teo an-tsisin'ny farihy Izy; fa ny mpanarato efa niala taminy ka nanasa ny haratony.