Luke 5:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha hitan’i Jesosy ny finoan’ireo dia hoy Izy: Ralehilahy, voavela ny helokao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nahita ny finoan’izy ireo i Jesoa, dia nanao hoe: «Ralehilahy, voavela ny helokao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hitan’i Jesoa ny finoan’ireo olona ka hoy Izy tamin’ilay marary: –Andriamatoa, voavela ny helokao!
Malagasy Bible 1865
Ary raha hitan'i Jesosy ny finoan'ireo, dia hoy Izy: Ralehilahy, voavela ny helokao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha hitan’i Jesosy ny finoan’ireo dia hoy Izy: Ralehilahy, voavela ny helokao.
malagasy
Ary raha hitan'i Jesosy ny finoan'ireo, dia hoy Izy: Ralehilahy, voavela ny helokao.