Luke 5:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny mpanoradalàna sy ny Fariseo niady hevitra hoe: Iza moa Ity miteny ratsy Ity? Iza no mahavela heloka, afa-tsy Andriamanitra ihany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izany ny mpanora-dalàna sy ny Farisianina dia nisaintsaina anakam-po nanao hoe: «Iza moa ity miteny ratsy toy izao ity? Iza no mahavela heloka afa-tsy Andriamanitra irery?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo mpahay lalàna sy Farisianina kosa nieritreritra anakampo hoe: «Mba iza ity manevateva an’Andriamanitra ity? Iza no mahavela heloka afa-tsy Andriamanitra irery ihany?»
Malagasy Bible 1865
Fa ny mpanora-dalàna sy ny Fariseo niara-nisaina hoe: Iza moa Ity miteny ratsy Ity? Iza no mahavela heloka, afa-tsy Andriamanitra ihany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny mpanoradalàna sy ny Fariseo* niady hevitra hoe: Iza moa Ity miteny ratsy Ity? Iza no mahavela heloka, afa-tsy Andriamanitra ihany?
malagasy
Fa ny mpanora-dalàna sy ny Fariseo niara-nisaina hoe: Iza moa Ity miteny ratsy Ity? Iza no mahavela heloka, afa-tsy Andriamanitra ihany?[Gr. manao blasfemia; izahao Mat. 9.3]