Luke 5:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Jesosy nahafantatra ny eritreriny ka niteny taminy hoe: Nahoana ianareo no mieritreritra izany ao am-ponareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa fantatr’i Jesoa ny heviny, ka hoy Izy taminy: «Nahoana ianareo no mieritreritra ao am-ponareo?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Takatr’i Jesoa ny eritreritry ny mpahay lalàna sy Farisianina ka notsenainy ry zareo nataony hoe: –Inona izato eritreretinareo ao am-ponareo?
Malagasy Bible 1865
Fa Jesosy nahafantatra ny eritreriny, dia namaly ka nanao taminy hoe: Nahoana ianareo no mieritreritra ao am-ponareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Jesosy nahafantatra ny eritreriny ka niteny taminy hoe: Nahoana ianareo no mieritreritra izany ao am-ponareo?
malagasy
Fa Jesosy nahafantatra ny eritreriny, dia namaly ka nanao taminy hoe: Nahoana ianareo no mieritreritra ao am-ponareo?