Luke 5:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niaraka tamin’izay dia nitsangana teo anatrehan’ny olona izy ka nibata ny fandrianany, dia lasa nody sady nankalaza an’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niaraka tamin’izay dia nitsangana teo imason’ny olona izy, ary nitondra ny farafara nandriany, ka lasa nody tany an-tranony nankalaza an’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niaraka tamin’izay dia nitsangana teo imason’ny olona ralehilahy, nibata ny fandriany ary nody tany an-tranony sady nanome voninahitra an’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'izay dia nitsangana teo anatrehan'ny olona izy ka nambeta ny fandriany, dia lasa nody sady nankalaza an'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niaraka tamin’izay dia nitsangana teo anatrehan’ny olona izy ka nibata ny fandrianany, dia lasa nody sady nankalaza an’Andriamanitra.
malagasy
Ary tamin'izay dia nitsangana teo anatrehan'ny olona izy ka nambeta ny fandriany, dia lasa nody sady nankalaza an'Andriamanitra.