Luke 5:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary talanjona avokoa ny olona rehetra, dia nankalaza an’Andriamanitra sady raiki-tahotra indrindra ka niteny hoe: Efa nahita zava-mahagaga isika androany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nitolagaga avokoa izy rehetra, ka sady nankalaza an’Andriamanitra no raiki-tahotra nanao hoe: «Nahita zava-mahagaga isika androany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Talanjona avokoa izay rehetra teo ka nanome voninahitra an’Andriamanitra sady raiki-tahotra nanao hoe: –Zava-mahagaga ity hitantsika androany itỳ?
Malagasy Bible 1865
Ary talanjona avokoa ny olona rehetra, dia nankalaza an'Andriamanitra sady raiki-tahotra indrindra ka nanao hoe: Efa nahita zavatra mahagaga isika androany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary talanjona avokoa ny olona rehetra, dia nankalaza an’Andriamanitra sady raiki-tahotra indrindra ka niteny hoe: Efa nahita zava-mahagaga isika androany.
malagasy
Ary talanjona avokoa ny olona rehetra, dia nankalaza an'Andriamanitra sady raiki-tahotra indrindra ka nanao hoe: Efa nahita zavatra mahagaga isika androany.