Luke 5:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanao fanasana lehibe ho an’i Jesosy tao an-tranony i Levy; ary nisy mpamory hetra maro sy olon-kafa koa, izay nipetraka niara-nisakafo taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao fanasana lehibe ho Azy tao an-tranony i Levi, ary nisy Poblikanina sy olon-kafa betsaka koa niara-nihinana taminy teo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo ry i Jesoa dia nanaovan’i Levỳ fanasambe tao an-tranony, ka betsaka ny mpamory hetra sy ny olon-kafa no niara-nisakafo taminy sy ny mpianany.
Malagasy Bible 1865
Ary Levy nanao fanasana lehibe tao an-tranony ho an'i Jesosy; ary nisy mpamory hetra maro sy olon-kafa koa, izay niara-nipetraka nihinana teo aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanao fanasana lehibe ho an’i Jesosy tao an-tranony i Levy; ary nisy mpamory hetra maro sy olon-kafa koa, izay nipetraka niara-nisakafo taminy.
malagasy
Ary Levy nanao fanasana lehibe tao an-tranony ho an'i Jesosy; ary nisy mpamory hetra maro sy olon-kafa koa, izay niara-nipetraka nihinana teo aminy.