Luke 5:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny Fariseo sy ny mpanoradalàna izay teo aminy dia nimonomonona tamin’ny mpianatr’i Jesosy hoe: Nahoana ianareo no miara-mihinana sy misotro amin’ny mpamory hetra sy ny mpanota?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nimonjomonjo ny Farisianina sy ny mpanora-dalàna ka nanao tamin’ny mpianany hoe: «Nahoana no miara-mihinana sy misotro amin’ny Poblikanina sy ny mpanota ianareo?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nimonomonona ny Farisianina sy ireo mpahay lalàna mpomba azy ka nilaza tamin’ny mpianatr’i Jesoa hoe: –Ahoana ianareo no miara-mihinana sy misotro amin’ny mpamory hetra sy ny mpanota?
Malagasy Bible 1865
Fa ny Fariseo sy ny mpanora-dalàna izay teo aminy dia nimonomonona tamin'ny mpianatr'i Jesosy ka nanao hoe: Nahoana ianareo no miara-mihinana sy misotro amin'ny mpamory hetra sy ny mpanota?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny Fariseo* sy ny mpanoradalàna izay teo aminy dia nimonomonona tamin’ny mpianatr’i Jesosy hoe: Nahoana ianareo no miara-mihinana sy misotro amin’ny mpamory hetra sy ny mpanota?
malagasy
Fa ny Fariseo sy ny mpanora-dalàna izay teo aminy dia nimonomonona tamin'ny mpianatr'i Jesosy ka nanao hoe: Nahoana ianareo no miara-mihinana sy misotro amin'ny mpamory hetra sy ny mpanota?