Luke 5:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Jesosy namaly hoe: Tsy ny salama no mila mpitsabo fa ny marary;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa novalian’i Jesoa hoe: «Tsy ny finaritra no mila dokotera, fa ny marary.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novalian’i Jesoa hoe: –Tsy ny salama no mila dokotera fa ny marary.
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Tsy ny finaritra no mila mpanao fanafody, fa ny marary;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Jesosy namaly hoe: Tsy ny salama no mila mpitsabo fa ny marary;
malagasy
Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Tsy ny finaritra no mila mpanao fanafody, fa ny marary;