Luke 5:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy Jesosy taminy: Azonareo atao va ny mampifady hanina ny havan’ny mpampakatra, raha mbola ao aminy ny mpampakatra?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy Izy tamin’ireo: «Moa ianareo mahazo mampifady hanina ny zatovon’ny mpampakatra, raha mbola eo aminy koa ny mpampakatra?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Jesoa taminy: –Moa azonareo atao ve ny mampifady hanina ireo mpanotrona ny mpampaka-bady raha mbola miaraka aminy eo ny mpampakatra? Tsia!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jesosy taminy: Mahay mampifady ny havan'ny mpampakatra va ianareo, raha mbola ao aminy ihany ny mpampakatra?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy Jesosy taminy: Azonareo atao va ny mampifady hanina ny havan’ny mpampakatra, raha mbola ao aminy ny mpampakatra?
malagasy
Ary hoy Jesosy taminy: Mahay mampifady ny havan'ny mpampakatra va ianareo, raha mbola ao aminy ihany ny mpampakatra?