Luke 5:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ho avy ny andro izay hanesorana ny mpampakatra hiala aminy, dia amin’izay andro izay vao hifady hanina izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ho avy ny andro hanesorana ny mpampakatra aminy, ka amin’izany vao hifady hanina izy ireo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ho avy ny andro hanesorana ny mpampakatra eo aminy ka amin’izay andro izay vao hifady hanina ireo mpanotrona.
Malagasy Bible 1865
Fa ho avy ny andro; ary rehefa voaisotra ny mpampakatra hiala aminy, dia amin'izany andro izany vao hifady izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ho avy ny andro izay hanesorana ny mpampakatra hiala aminy, dia amin’izay andro izay vao hifady hanina izy.
malagasy
Fa ho avy ny andro; ary rehefa voaisotra ny mpampakatra hiala aminy, dia amin'izany andro izany vao hifady izy.[Na: Ny andro izay hanesorana]