Luke 5:38 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa ny divay vaovao dia tsy maintsy hatao ao anaty siny hoditra vaovao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa siny hoditra vaovao no tokony hasiana ny divay vaovao, dia samy haharitra izy roroa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa siny hoditra vaovao no tsy maintsy itahirizana ny divay vaovao.
Malagasy Bible 1865
Fa ny divay vaovao dia tsy maintsy hatao ao anaty siny hoditra vaovao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa ny divay vaovao dia tsy maintsy hatao ao anaty siny hoditra vaovao.
malagasy
Fa ny divay vaovao dia tsy maintsy hatao ao anaty siny hoditra vaovao.Tsy misy olona, rehefa nisotro ny divay ela, no maniry ny vaovao; fa hoy izy: Ny ela no tsara.[Na: tsaratsara kokoa]