Luke 5:39 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy misy olona, rehefa nisotro ny divay ela, no maniry ny vaovao; fa hoy izy: Ny ela no tsara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tsy misy olona vao avy nisotro divay tranainy ka hangataka ny vaovao, satria hoy izy hoe: ‹Ny tranainy no tsaratsara kokoa›.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Ary tsy misy olona avy nisotro divay ela niotrehana ka hitady divay vaovao. Fa fiteny ny hoe: ny ela niotrehana no tsara.
Malagasy Bible 1865
Tsy misy olona, rehefa nisotro ny divay ela, no maniry ny vaovao; fa hoy izy: Ny ela no tsara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy misy olona, rehefa nisotro ny divay ela, no maniry ny vaovao; fa hoy izy: Ny ela no tsara.
malagasy
Tsy misy olona, rehefa nisotro ny divay ela, no maniry ny vaovao; fa hoy izy: Ny ela no tsara.[Na: tsaratsara kokoa]