Luke 5:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nitsahatra niteny Jesosy dia hoy Izy tamin’i Simona: Mandrosoa ho any amin’ny lalina dia alatsaho ny haratonareo hahazoana hazandrano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa nitsahatra niteny Izy, dia nanao tamin’i Simôna hoe: «Mandrosoa eny amin’ny lalina, dia alatsaho ny haratonareo hahazoana hazandrano,»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony nitsaha-niteny i Jesoa, dia nanao tamin’i Simôna hoe: –Mandrosoa eny amin’ny lalina, dia alatsaho ny haratonareo hahazoana trondro.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nitsahatra niteny Jesosy, dia hoy Izy tamin'i Simona: Mandrosoa ho any amin'ny lalina, dia alatsaho ny haratonareo hahazoana hazandrano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nitsahatra niteny Jesosy dia hoy Izy tamin’i Simona: Mandrosoa ho any amin’ny lalina dia alatsaho ny haratonareo hahazoana hazandrano.
malagasy
Ary rehefa nitsahatra niteny Jesosy, dia hoy Izy tamin'i Simona: Mandrosoa ho any amin'ny lalina, dia alatsaho ny haratonareo hahazoana hazandrano.