Luke 5:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nataony izany dia nahazo hazandrano be dia be izy ireo ka efa nisy triatra ny haratony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nanao izany izy, dia nahazo hazandrano be dia be ka nisy rovitra ny haratony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vao nandatsaka ny harato izy ireo, dia nahazo trondro be tokoa ary saika rovitra ny harato.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nataony izany, dia nahazo hazandrano be dia be izy, ka efa nisy triatra ny haratony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nataony izany dia nahazo hazandrano be dia be izy ireo ka efa nisy triatra ny haratony.
malagasy
Ary rehefa nataony izany, dia nahazo hazandrano be dia be izy, ka efa nisy triatra ny haratony.