Luke 5:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niantso ny namany izay teo amin’ny sambokely hafa izy ireo mba ho avy hanampy azy. Dia avy ireny, ary nofenoiny ny sambokely roa, ka efa saika nilentika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nanàtsika ny namany izay teny amin’ny sambo kely hafa izy ireo mba ho avy hanampy azy; dia tonga ireo, nofenoiny ny sambo kely roa ka efa nilentika ny sambo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa nohatsihin’izy iray tarika mba ho avy hanampy azy ny namany izay teny amin’ny sambokely hafa. Dia avy ireo, ka samy feno safomorona saika hilentika ny sambokely anankiroa.
Malagasy Bible 1865
Ary izy nanatsika ny namany, izay teo amin'ny sambokely hafa, mba ho avy hanampy azy. Dia avy ireny, ary nofenoiny ny sambokely roa, ka efa saiky nilentika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niantso ny namany izay teo amin’ny sambokely hafa izy ireo mba ho avy hanampy azy. Dia avy ireny, ary nofenoiny ny sambokely roa, ka efa saika nilentika.
malagasy
Ary izy nanatsika ny namany, izay teo amin'ny sambokely hafa, mba ho avy hanampy azy. Dia avy ireny, ary nofenoiny ny sambokely roa, ka efa saiky nilentika.