Luke 5:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa hitan’i Simona Petera izany dia niankohoka teo an-tongotr’i Jesosy izy ka niteny hoe: Tompoko, mialà amiko, fa olona mpanota aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nahita izany i Simôna Piera dia niankohoka tamin’ny tongotr’i Jesoa ka nanao hoe: «Mialà amiko, Tompoko, fa mpanota aho»;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha nahita izany i Simôna Petera, dia niankohoka teo an-tongotr’i Jesoa nanao hoe: –Tompo ô, halaviro aho fa mpanota!
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa hitan'i Simona Petera izany, dia niankohoka tamin'ny tongotr'i Jesosy izy ka nanao hoe: Tompoko, mialà amiko, fa olo-meloka aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa hitan’i Simona Petera izany dia niankohoka teo an-tongotr’i Jesosy izy ka niteny hoe: Tompoko, mialà amiko, fa olona mpanota aho.
malagasy
Ary rehefa hitan'i Simona Petera izany, dia niankohoka tamin'ny tongotr'i Jesosy izy ka nanao hoe: Tompoko, mialà amiko, fa olo-meloka aho.