Luke 5:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa talanjona izy sy izay rehetra teo aminy noho ny haben’ny hazandrano izay azony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa talanjona izy sy izay rehetra teo aminy, noho ny habetsahan’ny hazandrano azony;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taitra loatra manko izy mbamin’ireo niaraka taminy noho ny haben’ny trondro azony.
Malagasy Bible 1865
Fa talanjona izy sy izay rehetra teo aminy noho ny haben'ny hazan-drano izay azony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa talanjona izy sy izay rehetra teo aminy noho ny haben’ny hazandrano izay azony.
malagasy
Fa talanjona izy sy izay rehetra teo aminy noho ny haben'ny hazan-drano izay azony.